Teny iditra | felan-tsofina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kirabe mandrakotra ny sagoagan'ny trondro [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Opercule de poisson [1.13] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |