|
|
|
|

Teny iditra1  fehim-ponenana
Singan-teny  2  fehy, fonenana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Tovy hevitra  6  fehim-pihavanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10