Teny iditra | fatsifatsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Fefy tsilo toy ny roimemy [1.78] | ||||||
Vongambongana madinika fasipasehina. [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Anything pointed or sharp used as a fence around the palace of the sovereign. See rova. [1.2] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |