Teny iditra | fasiana (isy) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fametrahana: Tanty fasiana sira [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Où l'on met ordinairement: Fasiana divay ny hoditr' osy taloha (Autrefois on mettait le vin dans des outres) [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | faisana, fasiana, fiasana, safiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10 |