Teny iditra | farim-peo | ||
Singan-teny | farina ; feo | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahateny tsara fa migadragadra ny feo [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [feo, the voice.] Hoarse, having a hoarse voice. [1.2] | ||
Hoarse [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Rauque, enroué [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny farim-peo io | ||
Fivaditsoratra | farim-peo, ompirafe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |