|
|
|
|

Teny iditra1  farimaola
Singan-teny  2  fary, maola
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anarana iantsoana ilay fary entina mihazakazaka ka enjehina mba ho azo raha misy hasoavana, toy ny fakam-bolon-jaza na ny fandidiam-poitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Sugar-cane used either in the ceremony of circumcision, or on the first cutting of a child's hair. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13