Teny iditra (1/2) | 1 faria |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Faritra, fefy [1.78] 4 Anarana niantsoana ny tanimbary taloha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A small bank, the boundary of a rice-ground. [1.2] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny faria io |
Teny iditra (2/2) | 7 faria |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
10 (vieux mot malgache désignant les étangs ou les mares) Nom de plusieurs arbres poussant dans les lieux humides, surtout : [1.196] 11 Colubrina faraloatra (H.Perrier) Capuron (Rhamnaceae). Plus fréquemment appelé faralaotra . [1.196] 12 Craspidospermum verticillatum Bojer ex A.DC. (Apocynaceae) . Plus souvent appelé vandrika. [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 14 afira, faria, fiara, rafia |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |