Teny iditra faraingo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra mailodoha, farango [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bend, a curve, anything curved as a hook. See baraingo [1.2]
 A hook [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Crochet [1.8]
Ohatra Lesoka ambanin' ny rano ny sifotra, totohondry vita, sakafo tapany, mitondra faraingo mody, ody resin-jaza kamboty sy ny mananon-tena; [2.69]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20