Teny iditra | farafaran-tany | |
Singan-teny | farafara ; tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tany vita ambaratonga [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [tany, earth.] A piece of levelled ground raised above the surrounding parts, a terrace on a slope. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |