Teny iditra fantsika vonobaibona
Singan-teny fantsika ; vono baibona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Irony fantsika afeloka ka fisahina ao anatin' ny hazo ny lohany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04