Teny iditra | fanozona (ozona) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manozona Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire [1.3] | |
Ohatra | fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina
[2.857] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |