Teny iditra | fanotrika (otrika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila) [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanotrika, fikotrana, fontriaka, kotrifana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |