Teny iditra 1/2 fanoroana (toro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1]
Ohatra Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy. [1.357]
Kamban-teny 

Teny iditra 2/2 fañoroana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Combustion, oxydation [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fandoroana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/26