Teny iditra fanontsana (hontsana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny
Azo hontsanana [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14