Teny iditra fanohana (tohana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera
Azo tohaina [1.1]
Ohatra Olona fatra-panohana ny mahantra izy [1.1]

Teny iditra fanohana (toha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanakanana, fanoherana [1.1]
 Singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Butée [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20