Teny iditra | fanjepizepy (zepizepy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny rano manjepijepy, feno morona: Nahafinaritra ny mijery ny fanjepizepin' ny rano teo amin' ny farihy ilay takariva mena masoandro iny [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |