Teny iditra fanjairana (zaitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of sewing, sewing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'action de coudre, l’instrument, l’endroit [1.3]
 Couture [1.8]
Ohatra 
1Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445]
2ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11