Entrée fanintona (sintona)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina manintona
¶ Azo sintonina [Rajemisa 1985]

Entrée fanintona (sintona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [Rajemisa 1985]
 aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [SLP 1986]
Explications en français convulsion [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes fanintontsintona

Mis à jour le 2020/07/31