Teny iditra | fanifakifahana (kifakifaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanilihana, fitsipahana; fandroahana, fampihatahana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de repousser, d’écarter, d’expulser [1.3] | |
Ohatra | Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |