Teny iditra | fangorinana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny bibikely izay miofo ho tsikovoka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mangorina (horina).] The larva of a species of dragon-fly. It is eaten by the natives. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpanahaka | tsikovoka | |
Teny iditra | fangorinana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Moulin à cannes. [1.19] | |
Fivaditsoratra | fangorinana, faningorana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |