Teny iditra fangirika (hirika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mangirika, mandoaka, na mitady hahalala izay ao ampon' ny hafa [1.1]

Teny iditra fangirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana kapohina fanaovana lavaka kely amin'ny rindrina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Tamponnoir [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05