Teny iditra fangao
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Sao, fandrao, andrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An old word used for fandrao [1.2]

Teny iditra fangao (fanga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fangana [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31