Teny iditra | fangadihady (hadihady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mangadihady, madiodio (tsisy volo na ahitra): Mahatsikaiky ny fangadihadin' ity lohan' i Naivo nokakasany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L état de ce qui est découvert [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |