Teny iditra | fanentitra (hentitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manentitra na manapaka tarangana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut couper, la manière de couper [1.3] | |
Ohatra | Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka.
[2.69] | |
Teny iditra | fanentitra (hentitra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |