Teny iditra | fanenomana (tenona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany) Fitaovana entina manenona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manenona (tenona).] A loom; the whole of the implements used in weaving, also the place where the loom is. [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanenomana io | |
Fivaditsoratra | fanenomana, fenomanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |