Teny iditra fanendrasendrana (sendrasendra (sendra))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faminavinana ara-keviny; fametrahana akoholahy eo anoloan'ny akoholahy iray hala mba hahitana raha te hiady marina ilay voalohany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20