Teny iditra | fanemorana (hemotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanakisahana (fotoana) ho lavidavitra kokoa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de renvoyer, de retenir [1.3] | |
Ohatra | Tsy ho tantin' ny olona intsony ny mbola hisian' ny fanemorana hafa indray.
[4.27] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |
![]() |