Teny iditra | fanefena (tefy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanamboarana vy na metaly hafa ho zavatra fampiasa Famolavolana: Tsy mora ny fanefena ny toe-tsaina amam-pon' ny ankizy hatramin' ny fahakeliny, izay tsy maintsy atomboka hatreo omin' ny fianakaviana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de forger, de fabriquer, l'instrument, la cause, le lieu [1.3] | |
Forge [1.13] | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanefena io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |