Teny iditra | fandrorana (rora) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanipazana rora: Tavy fandrorana Fanebahana, fanaovana tsinontsinona, fanazimbana, famotsifotsiana: Tena fandrorana ahy mihitsy ny nafitsony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de cracher, le lieu, le crachoir [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |