Teny iditra | fandrohizana (rohy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famatorana mafy; fisamborana omby amin' ny fanipazana tady eny gamin' ny tandrony na ny tongony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rattachement [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |