Teny iditra fandraviravy (raviravy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandraviravy, manantona, manakirazorazo; fomba entina mampiseho na mampideradera vola hitaomana olona hanao zavatra iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05