Teny iditra | fandratrana (ratra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de blesser [1.3] | |
Ohatra | Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io.
[2.245] | |
Fivaditsoratra | fanandratra, fandratrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |