Teny iditra fandraribola (roritra, vola)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kilalao ahitana ankizy mizara roa mifanao an-kilany sy an-daniny ka mifandrirotra tady lava iray; izay an-daniny tsy mahatohitra fa manaraka ny an-kilany no resy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A corruption of the word fandroribola [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra fandroribahy
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31