Teny iditra fandraka tohanam-pively
Singan-teny fandraka ; tohana ; fively
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiasana fandrafetana na fanefena, izay andoahana na anaovana lalatra kely amin' ny hazo na amin' ny vy: Ento aty ny fandraka handoahako ity hazo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22