Teny iditra (1/3) | 1 fandraisana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanantazana: Fahadisoana ny fandraisana baolina amin' ny lalao baolina kitra Fanekena izay omena: Tokony hofadina ny fandraisana tsolotra Fihinanana, fisotroana: Tsy tsara ny fandraisana zava-pisotro mahamamo matetikana dia kely foana aza Fitsenana, fampiantranoana: Nafonafana izay fondraisan' ny fokontaninay ny lehibe izay Fanokanana: Amin' ny Alahady heriny no fandraisana ilay Mpitandrina vaovao hiaso eto amintaika Fahazoana an-tanana: Isaky ny faharoapolon' ny volana no fandraisanay karoma |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A piece of wood used in weaving 5 [1.7] the act of receiving |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de recevoir 7 [1.13.fr#56] préhension |
Ohatra |
8 [2.356] Tena fatratra ny fandraisana azy. 9 [2.895] Fatratra ny fandraisana natao azy tao. 10 [2.649] Ho fandraisana azy enina mianadahy no anton' izany. 11 [2.472] Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. |
Fototeny | 12 ray |
Kamban-teny |
|
Sary |
|
Teny iditra (2/3) | 18 fandraisana |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] (de ray : action de saisir, d'accueillir, de donner l'hospitalité) Nom général des odi-fitia ou charmes pour se faire aimer et des procédés suivant lesquels on les utilise. [Merina]
21 [Betsileo] |
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Teny iditra (3/3) | 23 fandraisana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.1] (Fivavahana Protestanta) Fihinanana mofo sy divay ho fahatsiarovana ny nataon' i Kristy talohan' ny nahafatesany isaky ny alahady voalohan' ny volana |
Fanazavàna teny anglisy |
26 [1.2] [Rel. s. from mandray (ray).] the Lord's Supper, lit. the taking; the day for celebrating the Lord's Supper. |
Ohatra |
27 [2.356] Tena fatratra ny fandraisana azy. 28 [2.895] Fatratra ny fandraisana natao azy tao. 29 [2.649] Ho fandraisana azy enina mianadahy no aintton' izany. 30 [2.472] Tsy ny miaramilam-potaka ihany no nanao fandraisana mafana an-dRavoahangy. |
Voambolana |
31 Fivavahana |
Fototeny | 32 ray |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 34 fandasirana, fandraisana, fiandrasana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18 |
![]() |