Teny iditra | fandomana (lona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrobohana maharitra ao anaty rano [1.1] | |
Fanatsobohana anaty ranoka [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Trempage [1.13] | |
Teny iditra | fandomana (lona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from mandona (lona).] A large earthen pot. (Prov.) [1.2] | |
Fivaditsoratra | fandomana, mandonafa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |