Teny iditra |
fandoa
(loa)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandoa Izay matetika aloan' ny olona:
Ariary telo no fandoa amin' ny fiarambahoaka raha miakatra any Ambohipotsy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut rembourser, payer; la manière de vomir, de payer [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ary farany, dia naroso ny vola fandoa isam-bolana;
[2.59]
|
2 | ariary farantsa ireo, na iza handoa na iza handoa, raha ataony avy amin'ireo no fandoa azy dia misokatra ny fivarotana.
[2.366]
|
|
|