Teny iditra | fandio (dio) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Rano na zavatra entina hanadio Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandio io | ||||
Fivaditsoratra | andofy, fandio, fanody, fiando, fidona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |