Teny iditra fandinganana (dingana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitsambikinana, fihoarana: Ilana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny vehivavy
Tsy diatsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zavatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin' ilay kilasy nodinganina
Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny hevitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’enjamber, de franchir, de sauter, d’omettre, d'empiéter, d’anticiper, les pierres qui servent à sauter l'eau [1.3]
Ohatra roambinifolo taona no efa nanaovany azy, ary ny efa vita tsara 500 dia, ary 180 mandingana raha atao tahaka ny fandinganana amin'ny fandiavana amin'ny filaharan'ny miaramila. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07