Teny iditra | fandimbasana (dimby) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitanana ny toerana sy fanohizana ny asan' ny teo aloha; fanoloana: Sarotra ny fandimbasana ny olona mahay teo aloha [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Succession [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de succéder, de remplacer [1.3] | |
Succession, remplacement [1.8] | ||
Ohatra | Ny fandimbasana an-draiko no hotantaraiko aloha.
[2.270] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |