Teny iditra | fandemana (lena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanasiana rano (zavatra), fanamandoana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de tremper, de mouiller, le liquide, l'instrument [1.3] | |
Ohatra | fa izy no rano lava fototry ny fandemana mahasoa ny vahoaka.
[1.436] | |
Fivaditsoratra | fandamena, fandemana, mañandefa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07 |