Teny iditra | fandahatra (lahatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina, na manao kabary: Tsy toy izao akory no fandahatra vilia [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |