Teny iditra | fanatsika (hatsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo antsoina amin' ny tanana na ny loha; fomba entina manatsika, miantso [1.1] | |
Teny iditra | fanatsika (tsika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsika, manatantavana, mampanorika tsikelikely avy ao anaty zavatra mba hanala ny faikany [1.1] | |
Teny iditra | fanatsika (tsika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo tsihina [1.1] | |
Fivaditsoratra | afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |