|
|
|
|

Teny iditra1  fanatsatso (tsatso)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina manatsatso, mampihena tsiro, manampo-drano, mandefy
4  Azo tsatsoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu’on peut rendre fade, manière de rendre fade [1.3#756]
Ohatra  6  mamo-savy ihany ka mafy la, ka ódy mahery no antenaìna, fanatsatso rano no ianteherana, fande-vonana no iankinana; [2.857#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07