Teny iditra | fanatitra (atitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-manatitra Fanomezana atao amin' olona ho maripifaliana na fankasitrahana Sorona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An offering [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Offrande [1.3, 1.8] | |
Présent, ce qui est digne d’être offert Manière de conduire [1.3] | ||
Ohatra | Nilaza kosa ianao teo: misy lamba atao fanatitra ho an' ny Razana Saodrazana.
[2.245] | |
Lahatsoratra | Randzavola: fanatitra ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | fanatitra, fanitatra, fitantara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |