Teny iditra | fanany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava lehibe sady lava [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Name of a serpent. See fanano. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | fananina ~ fananina | |
Mpanahaka | fanano | |
Fivaditsoratra | fanany, fanina, fian~na, ifan~na |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |