Teny iditra fanantazana (tanty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandraisana zavatra latsaka na mianjera avy ambony: Fanantazana rakitra
Fandraisana zavatra amin' ny tanana velarina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of collecting in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de ramasser dans un panier, de recevoir dans les deux mains [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20