Teny iditra | fananovana (tao) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanavahana mpampitombo iombonana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Mise en facteurs, factorisation [1.13] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Teny iditra | fañañovana (tao) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Fanaovana [1.78] | |
Fivaditsoratra | fananovana, fanovanana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |