Teny iditra | fanampoka (tampoka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary ! Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanampoka, mpanafoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |