Teny iditra fanakonan-kazavana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana natao hampidinana ny hazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Abat-jour [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra arompitaratra ~ aronjiro ~ takon-jiro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31